Entry | 1 tsy miteny tsy mivolana |
Elementary words | 2 tsy, miteny, mivolana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 miziriziry tsy miteny na dia indraim-bava aza [1.1] |
Examples |
5 Nifampijery foana teo izy mirahalahy, tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana, fa samy lasa lavitra ny eritreriny [2.324] 6 tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana I Katy [2.470] 7 Mitsangàna, miakara isika hamely an'ireny, fa efa hitanay ny tany, ka indro fa tany soa indrindra, ka no mipetraka eo foana tsy miteny tsy mivolana hianareo? [2.996] |
Analogs | 8 tsymahatenytsymahavolana |
Updated on 2023/06/08 |