|
|
|
|

Entry1  miteny
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1#729] Mamoaka teny na "feo misy heviny fanaon' ny olombelona": Efa miteny ny zandrinay fa tsy mbola mandeha
Miresaka: Niteny tamiko momba anao i rainao
Manonona: Iza no niteny ny anarako taminareo ireo
Milaza (arahin' ny "hoe"): Raha vao niditra izy dia niteny hoe: "Ny Fiadanana anie ho aminareo".
Explanations in English  4  [1.7] to speak, to tell; to admonish
Explanations in French  5  [1.3#696, 1.8] parler, dire; admonester
6  [1.3#696] discourir, annoncer, proclamer, ordonner, défendre, avertir: Aza miteny lalandava (Ne parlez pas continuellement)
Examples  7  [2.324#] Nanontany an-dRenilezo izay miteny aho;
8  [2.270#] Aza manapaka an-drainao raha miteny izy.
9  [2.69#] Miteny irery, toy ny miresaka amim-Bazimba.
Root  10  teny
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  mivolana, milaza, miloa-bava, miloa-peo, loabolana, latsa-bava
Compound words 
Titles  28  Fanazarana hiteny, fanabeazam-boho : tari-desona ho an'ny mpampianatra (Ranaivomanana Raymond)
29  Ilay reny tsy miteny (Eliza Freda)
Proverbs  30  Proverbs containing the word miteny

Anagrams  31  mienty, miteny

Updated on 2025/02/01