Entry (1/2) | 1 milaza |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] manambara hevitra na zava-miseho na baiko na hafatra amin' ny alalan-ny fitenenana; manambara, mitantara, mandidy, manafatra, miresaka, mampahafantatra, mampahalala, manome teny, manome baiko, amin-ny alalan-ny fitenenana. Indro izaho milaza teny soa mahafaly aminareo... 4 [1.1] mampahalala zavatra amin' ny alalan' ny teny na soratra: Hilaza zava-baovao mahatalanjona aminao aho maneho ny hevitry ny tena: Nilaza izy fa ho tonga mamoaka ampahibemaso: Nilaza ny lehiben' ny governemanta fa izay tratra mangalatra omby dia hofaizina mafy mitory, manambara: Efa mahay mandainga Ikotokely; milaza izany fa efa vory saina ny adalalahy mitantara: Latsa-dranomaso izy nilaza ny zava-nitranga tamin' ny 13 mey |
Explanations in English |
5 [1.2] to tell, to say, to inform; to report, to tell off, to refer to |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.5] dire 7 [1.3] publier, annoncer, déclarer, signifier, narrer |
Examples |
8 [2.470] Ary tandremo sao mandositra à, milaza aho izany 9 [2.471] milaza ianao fa tia ahy, hoy izy nony ela 10 [2.472] Misy olona milaza fa ny asam-pambolena dia sahala amin' ny asa rehetra ihany |
Root | 11 laza |
Morphology |
|
Analogs | 16 manao tsy lian-tsofina, mitory, maneho, mamosaka, mamboraka, manaboraka, mamaky volana, mitantara, mitanisa, mamisavisa, miventy |
Compound words |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word milaza |
Entry (2/2) | 27 milazà |
Part of speech | 28 imperative of active verb milaza [Full list] |
Root | 29 laza |
Proverbs | 30 Proverbs containing the word milazà |
Anagrams | 31 ilazam, lazaim, milaza, milazà |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |