Entry (1/2) | 1 mamisavisa |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo azy erỳ aho Milazalaza hatramin' izay antsipiria ny madinika: Mamisavisa ny toetran' ny voninkazo Mamohafoha (ny lasa) sady mitalaholaho: Namisavisa ny lasa teo am-pijerena ny masoandro milentika izy |
Explanations in English |
4 [1.7] to describe minutely, to enumerate |
Explanations in French |
5 [1.8] décrire en détail; énumérer |
Examples |
6 [2.285#] mamisavisa ny ratsy hihavian' ny soa. 7 [1.437#] Ka hany heriko dia ny mamisavisa an-dry zareo tranainy na dia tsy mba be zava-tsoa sy mahazendana toy ny antsika ankehitriny aza ny toetrany. |
Root | 8 visavisa |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mamisavisà |
Part of speech | 14 imperative of active verb mamisavisa [Full list] |
Root | 15 visavisa |
Anagrams | 16 amisavisam, mamisavisà, mamisavisa |
Updated on 2025/04/24 |
![]() |