|
|
|
|

Entry (1/2)1  milaza
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.10] manambara hevitra na zava-miseho na baiko na hafatra amin' ny alalan-ny fitenenana; manambara, mitantara, mandidy, manafatra, miresaka, mampahafantatra, mampahalala, manome teny, manome baiko, amin-ny alalan-ny fitenenana. Indro izaho milaza teny soa mahafaly aminareo...
4  [1.1] mampahalala zavatra amin' ny alalan' ny teny na soratra: Hilaza zava-baovao mahatalanjona aminao aho
maneho ny hevitry ny tena: Nilaza izy fa ho tonga
mamoaka ampahibemaso: Nilaza ny lehiben' ny governemanta fa izay tratra mangalatra omby dia hofaizina mafy
mitory, manambara: Efa mahay mandainga Ikotokely; milaza izany fa efa vory saina ny adalalahy
mitantara: Latsa-dranomaso izy nilaza ny zava-nitranga tamin' ny 13 mey
Explanations in English  5  [1.2] to tell, to say, to inform; to report, to tell off, to refer to
Explanations in French  6  [1.3, 1.5] dire
7  [1.3] publier, annoncer, déclarer, signifier, narrer
Examples  8  [2.470] Ary tandremo sao mandositra à, milaza aho izany
9  [2.471] milaza ianao fa tia ahy, hoy izy nony ela
10  [2.472] Misy olona milaza fa ny asam-pambolena dia sahala amin' ny asa rehetra ihany
Root  11  laza
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  manao tsy lian-tsofina, mitory, maneho, mamosaka, mamboraka, manaboraka, mamaky volana, mitantara, mitanisa, mamisavisa, miventy
Compound words 
Proverbs  26  Proverbs containing the word milaza

Entry (2/2)27  mila
Part of speech  28  imperative of active verb milaza [Full list]
Root  29  laza
Proverbs  30  Proverbs containing the word milazà

Anagrams  31  ilazam, lazaim, milaza, milazà

Updated on 2025/04/14