Entry (1/3) | 1 zaka |
Part of speech | 2 participle |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io 9 Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy 10 Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra 11 Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany? 12 Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [1.1] |
Explanations in English |
13 can be borne, can be endured [1.7] |
Explanations in French |
14 supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter [1.8] |
Examples |
15 Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643#92] 16 dia hataoko hiany izay zakan' ny aiko [2.59#225] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word zaka |
Entry (2/3) | 25 zaka |
Part of speech | 26 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
30 teny [Tambahoaka, Taisaka]
[1.78] 31 resaka [Tanosy] [1.78] 32 teny, resaka, tafa. [1.1] |
Examples |
33 Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643] |
Toponyms |
|
Entry (3/3) | 35 zaka |
Part of speech | 36 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
38 fitondrana fanjakana [Taisaka]
[1.78] 39 Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [1.1] |
Examples |
40 Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643] |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Anagrams | 43 kaza, zaka |
Updated on 2023/06/06 |