Entry (1/3) | 1 fanjakana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. |
Explanations in English |
4 [1.2] A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. 5 [1.7] government; the administration |
Explanations in French |
6 [1.3#866] le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu 7 [1.8] gouvernement; l'administration; règne, royaume 8 [1.13] état |
Examples |
9 [2.508] Ho anao ny tany sy ny fanjakana. 10 [2.113] Nifarana teo ny fanjakana Malagasy. |
Vocabulary |
11 Politique |
Root | 12 zaka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
Entry (2/3) | 32 fanjakana |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in Malagasy |
34 [1.1] Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana |
Explanations in French |
35 [1.3#290] l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes |
Root | 36 jaka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
Proverbs | 44 Proverbs containing the word fanjakana |
Entry (3/3) | 45 Fanjakana |
Part of speech | 46 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
47 Geography: towns |
Elementary words | 48 fanjakana |
Anagrams | 49 Fanjakana, fanjakana, fanjanaka |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |