|
|
|
|

Entry1  fanjakan' i Baroa
Elementary words  2  fanjakana, Baroa
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka
Explanations in English  5  [1.2][fanjakana baroa] A state of lawlessness
Explanations in French  6  [1.3] anarchie, la cour du roi Pétaud
Examples  7  Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa. [2.503]
Synonyms  8  fanjakana raban-tsahona

Updated on 2024/12/10