|
|
|
|

Entry1  Baroa
Part of speech  2  proverbial name [Full list]
Explanations in Malagasy  3  tompo, andriana, mpanjaka. Anarana miraikitra amin' ilay fitenenana malaza hoe Fanjakana i Baroa, ilazana ny raharaha, na ny tokantrano, na ny fanjakana, ets., mikorontana, tsy misy filaminana, tsy ampanarahina fitsipika na lalàna velona, ka hararaotin' ny fetsy hahazoany tombon-tsoa ho an' ny tenany fotsiny, araka ilay hoe "samy manao izay hihinanany"... [1.10#B79]
4  Anarana mpitondra fanjakana iray, izay tsy fantatra marina raha nisy aratantara fa nanaovana ohatra amin' ny fitondrana baranahiny, tsy misy lalàna, ka samy manao izay tiany ny olom-pehezina [1.1]
Explanations in English  5  same as baraNAhiny [1.2]
Explanations in French  6  nom vrai ou fabuleux d'un roi excessivement débonnaire: Fanjakan' i Baroa (La cour du roi Pétaud, pétaudière) [1.3]
Compound words 

Anagrams  8  abora, arabo, aroba, barao, Baroa, boara, rabao

Updated on 2023/05/21