|
|
|
|

Entry1  baranahiny
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra
4  Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny [1.1]
Explanations in English  5  heedlessness, indifference [1.2]
6  careless; carelessly done [1.7]
Explanations in French  7  insouciant, indifférent [1.8]
Vocabulary  8  Emotions
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word baranahiny

Anagrams  12  baranahiny, hanabirany, nibaranahy, nirabahany

Updated on 2023/08/11