|
|
|
|

Entry1  fanjakana baranahiny
Elementary words  2  fanjakana, baranahiny
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fanjakana entina mpitondra tsy miraharaha na inona na inona, tsy miahy ny vahoakany
Explanations in English  5  [1.2] [baranahiny, without order.] A state of lawlessness.
Vocabulary  6  Politique
Synonyms  7  fanjakan' i baroa, fanjakana raban-tsahona

Updated on 2024/12/10