|
|
|
|

Entry1  jadom-panjakana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  fitondram-panjakana na fahefana tsy azo ifandinihana fa rehefa izay dia izay [1.1]
Synonyms  4  jadon' ny mpanjaka#mg.ex
Elementary words  5  jadona, fanjakana

Updated on 2023/02/19