Entry (1/2) | 1 jaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Nofon-kenan' ny omby novonoina tamin' ny andro fandroana ka nifanateran' ny mpianakavy ho famantarana sy fahatsiarovam-pihavanana 4 Vola natao solon' izany 5 Fanomezana [1.1] 6 haja omena ny ray aman-dreny, fanomezana isam-pety [Sihanaka] [1.78] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word jaka |
Entry (2/2) | 17 jaka |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 teny, fiteny [Tanala]
[1.78] |
Anagrams | 20 ajak, jaka, kaja |
Updated on 2023/10/26 |