Entry | 1 raha jaka dia jaka tokoa |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] teny atao rehefa manolotra ny jakam-pandroana ka entina miala tsiny amin' ny hakelin' ny zavatra atolotra |
Elementary words | 4 raha, jaka, tokoa |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |