|
|
|
|

Entry1  tokoa
Part of speech  2  adverb
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
Explanations in Malagasy  7  Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy!
8  Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy [1.1]
Explanations in English  9  indeed, truly, certainly [1.7]
Explanations in French  10  vraiment, certainement [1.8]
Examples  11  "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona. [2.293]
12  Hahita izany tokoa ialahy. [2.324]
13  Olona marobe tokoa no tazany. [2.470]
Compound words 
Titles 
Tables and plates  17  All the adverbs

Anagrams  18  atoko, tokoa

Updated on 2023/08/11