|
|
|
|

Entry1  tokoa
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy!
Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy
Explanations in English  4  [1.7] indeed, truly, certainly
Explanations in French  5  [1.8] vraiment, certainement
Examples  6  [2.293] "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona.
7  [2.324] Hahita izany tokoa ialahy.
8  [2.470] Olona marobe tokoa no tazany.
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
Compound words 
Titles  18  Amina Batsola : tantara mampangitakitaka nisy marina tokoa taminʹny andron-dRanavalona III (Dox (Razakandraina Jean Verdi Salomon))

Anagrams  19  atoko, tokoa

Updated on 2025/04/13