|
|
|
|

Entry1  Ambatondrazaka
Elementary words  2  vato, ra-, zaka
Part of speech  3  name (toponym) [Full list]
Examples  4  Hita tany ambatondrazaka izany rehetra izany. [2.472]
5  ambatondrazaka sy Amparafaravola — ny Sianaka; [2.48]
6  Ny filohan’ny Fivondronan' ambatondrazaka sy ny Firaisan' ambatondrazaka I, tamin' izany fotoana izany, no sady niavian' ny hevitra no nitarika ny fanatanterahana ny natao amin' ny lafiny rehetra. [2.576]
Vocabulary  7  Geography: towns

Updated on 2024/11/01