|
|
|
|

Entry1  Ambatondrazaka
Part of speech  2  name (toponym) [Full list]
Examples  3  [2.472] Hita tany ambatondrazaka izany rehetra izany.
4  [2.48] ambatondrazaka sy Amparafaravola — ny Sianaka;
5  [2.576] Ny filohan’ny Fivondronan' ambatondrazaka sy ny Firaisan' ambatondrazaka I, tamin' izany fotoana izany, no sady niavian' ny hevitra no nitarika ny fanatanterahana ny natao amin' ny lafiny rehetra.
Vocabulary  6  Geography: towns
Elementary words  7  vato, ra-, zaka

Updated on 2024/12/10