|
|
|
|

Entry (1/2)1  fizakana
Root  2  zaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiaretana, fandeferana: Zava-tsarotra ny fizakana ny latsa sy ny eso
Fandidiana, fandaharana: Ny fizakako ny fananako
Fitondrana, fananana: Fizakana ny zo malagasy
Examples  5  Nilaozana izy, ary tsy nahonon-tena amin' ny fizakana samirery ny lanjan' ankizy efatra. [1.369#]
6  Ny fizakana zo iray anefa dia mety miankina amin' ny fifamaliana eo amin' ny samy firenena. [4.27#]

Entry (2/2)7  fizakana
Root  8  zaka
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Fitenenana, firesahana

Anagrams  11  ankafiza, fizakana

Updated on 2023/02/16