|
|
|
|

Entry1  Imerimanjaka
Elementary words  2  Merina, zaka, manjaka
Part of speech  3  name (toponym)
Vocabulary  4  Geography: towns
Explanations in Malagasy  5  vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo. Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany... [1.10]
Tables and plates  6  Full list

Updated on 2023/02/21