Entry | 1 zakaina |
Root | 2 zaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Leferina: Zakao ny zava-tsarotra fa hisy valiny ihany izany 5 Entina, fehezina, didiana: Niala ilay mpampianatra fa tsy hainy zakaina, hono, ireo mpianatra maditra ireo 6 Karakaraina, iantohana: Nozakain' ny fokonolona daholo ny sekoly tao amin' ny fokontany [1.1] |
Explanations in English |
7 to be endured [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on supporte [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 izakana, kaziana, zakaina |
Updated on 2023/01/20 |