|
|
|
|

Index

Proverbs : zaka

Proverb 1Zakan' olon-drery, zakan' olon-droa, zakan' olon-telo, zakan' olona efatra. [2.415 #6679]
French translationPoids qui est la charge d' un homme seul, ou de deux hommes, ou de trois, ou de quatre, etc... à raison de vingt-cinq à trente kilos par homme. [2.415 #6679]

Proverbs : zaka

Proverb 1Adala hianao, raha anarina tsy zaka. [2.415 #6466]
French translationTu es insensé, si tu restes incorrigible et ne supportes pas les observations. [2.415 #6466]

Proverb 2Aza manaram-po ohatra ny kary an-efitra. [2.165]
Manaram-po hoatry ny kary an' efitra. [2.415 #3027]
Manaram-po, ohatra ny kary an-efitra. [2.653]
Manaram-po tahaka ny kary an' efitra. [2.558 #2033]
Mihary zaka hoatry ny kary an' efitra. [2.415 #3027]
French translationNe faites pas toutes vos volontés comme un chat sauvage dans le désert. [2.165]
Suivre son bon plaisir comme un chat sauvage en campagne. [2.415 #3027]
French interpretationSe disait des libertins. [2.415 #3027]

Proverb 3Batain-tsy zaka fa afindra mora foana toa lalana. [2.558]
Batain-tsy zaka, toy ny lalana, ka afindra mora foana. [2.653 #741, 2.974 #260]
French translationComme la route : impossible de la transporter, mais rien de plus aisé que de la déplacer. [2.974 #260]

Proverb 4Entina tsy zaka, avela tsy foy. [2.415 #5792]
Entin-tsy zaka, avela tsy foy. [2.165 #995, 2.558 #72, 2.653 #874]
French translationPorter cet enfant, je ne le peux pas ; quant à le laisser, il est trop petit pour l' abandonner. [2.415 #5792]
Pour emporter, c' est trop lourd; pour le laisser, cela fait trop de peine. [2.165 #995]
French interpretationSe disait des affaires embarrassantes. [2.415]

Proverb 5Fanambadian-tery setra dia ranomaso mivalana an-tava ihany. [2.165 #1742, 2.415 #1190]
Fanambadian-terisetra ka ranomaso mivalana an-tava ihany. [2.558]
Hany zava-tsy zaka, ny fanambadian-tery setra. [2.415 #1193]
Zava-tsy zaka ny fanambadian-tery setra. [2.165 #1741]
Zava-tsy zaka raha ny fanambadiana an-tery setra. [2.558 #5088]
Zava-tsy zaka raha ny fanambadian-tery setra. [2.415 #1251, 2.653 #3773]
French translationC' est une chose insupportable qu' un mariage forcé. [2.415 #1251]
Il n' y a qu' une chose que je ne peux pas souffrir, c' est un mariage forcé. [2.415 #1193]
Un mariage contracté par force fait couler des larmes sans fin. [2.415 #1190]
Un mariage imposé cause des pleurs sans fin. [2.165]
Un mariage imposé est insupportable. [2.165]

Proverb 6Haitraitra an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra. [1.1]
Haitraitra an' olombelona, zaka an' ny Nahary, fa Andriamanitra ihany no tompon' ny didy. [2.558 #84]
Haitraitra no an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra. [2.415 #26]
Haitraitran’ olombelona zaka-Nanahary, fa Andriamanitra ihany no mandidy. [2.653, 2.974]
Haitraitr' olombelona, zaka-Nanahary, fa Andriamanitra ihany no mandidy. [2.165 #28]
Haitraitr' olombelona zakana Nahary, fa Andriamanitra no mandidy. [2.415 #26]
Malagasy interpretationFikasana no an' olombelona fa Andriamanitra no mandidy izay zavatra ho tonga. [1.1]
French translationDieu supporte les caprices de l' homme, car Lui seul gouverne. [2.165 #28]
Le caprice des hommes est sous le contrôle du Créateur, car Dieu seul commande. [2.415 #26]
L’homme propose et Dieu dispose. [2.415 #41, 2.974 #53]

Proverb 7Maivana tsy zaka hoatry ny hanoanana. [2.415 #2511]
Maivana tsy zaka, ohatra ny hanoanana. [2.653, 2.974]
Maivan-tsy zaka ohatra ny hanoanana. [2.558, 1.1]
Malagasy interpretationMahatsiaro ho tsy misy na inona na inona ny kibo ka maivana, nefa tsy zaka kosa satria reraka ny tena; enti-milaza zavatra roa toa mifanohitra, vokatry ny anton-javatra iray ihany. [1.1]
French translationC' est un manque de poids bien lourd à porter que la faim. [2.415 #2511]
Léger mais insupportable, comme la faim. [2.974 #365]

Proverb 8Manao Rangahy nianala, ka maty antoka ny vatsy. [2.415 #1834]
Rangahy nianala : fanoto no zaka, maty antoka ny vatsy. [2.653 #2745, 2.415]
French translationVieillard qui est allé à la forêt : il ne peut porter qu' un pilon et il en est pour ses frais de voyage. [2.415]
Vieux qui va à la forêt chercher du bois à vendre : il en est pour les frais du voyage. [2.415 #1834]
French interpretationSe disait des gens qui allaient trafiquer au loin et étaient obligés de dépenser tout leur profit en frais de voyage. [2.415 #1848]
Se disait du gagne-petit dont les bénéfices ne suffisent pas à couvrir les frais du voyage, du commerçant qui va chercher profit au loin et dépense tout en frais de route. [2.415 #1834]

Proverb 9Mihevera tsara fa ny andro iray no tsy tanty. [2.165 #1167, 2.415 #6235]
Mihevera tsara fa ny andro iray no tsy zaka. [2.558 #2322]
French translationFaites bien attention car il suffit d' un jour pour un malheur. [2.415 #6235]
Prenez garde, car il suffit d' un jour pour qu' une catastrophe se produise. [2.165 #1167]

Proverb 10Ny ambany no tsy zaka, fa raha mby an-koditra mora foana. [2.415 #2643]
French translationL' appréhension d' un malheur est intolérable, mais une fois échu le malheur se porte facilement. [2.415 #2643]

Proverb 11Ny hanina zaraina mora lany; ny raharaha zaraina mora vita ; ny sakafo lany mahatsara vava. [2.653 #2249]
Ny hanin-jarai-mora lany, ny entan-jarai-mora zaka, ny sakafo lany mahatsara vava! [2.558 #3029]
Ny hani-zarai-mora lany ; ny raharaha-zarai-mora vita. [2.974 #15]
French translationUn repas pris en commun est vite achevé; une besogne mise en commun est vite accomplie. [2.974 #15]

Proverb 12Omby be tandroka, ka na zaka na tsy zaka lolohavina. [2.415 #852]
French translationBoeuf à lourdes cornes : coûte que coûte il faut que sa tête les porte. [2.415]
French interpretationBon gré, mal gré, chacun doit porter sa destinée. [2.415 #852]

Proverb 13Rafotsibe nibata vato : ny vato tsy zaka fa ny fo zaka no nentina. [2.558 #3525]

Proverb 14Raha anarin-tsy zaka hianao, dia tsetsetra ny an' ny olona fa tsitsitra kosa ho anao. [2.558 #3550]
Raha anarin-tsy zaka hianao, tsetsetra no ho an' ny olona, fa tsitsitra kosa no ho anao. [2.165]
Raha anarin-tsy zaka hianao, tsetsetra no ho an' olona, fa tsitsitra kosa ho anao. [2.415 #6393]
French translationSi vous n' acceptez pas d' être réprimandé, les gens (qui vous réprimandent) en auront du regret, mais pour vous ce sera la mort. [2.165]
Si vous ne supportez pas les réprimandes, on le regrettera, mais pour vous ce sera la mort. [2.415 #6393]
French interpretationJeu de mots sur "tsetsetra" et "tsitsitra" . [2.165]
Proverbe fait d'assonance : tsetsetra et tsitsitra. [2.415 #6393]

Proverb 15Rarako tsy laka, hoy ilay takatra. [2.165]
Rarako tsy zaka, hoy ilay takatra. [2.558 #241, 2.653 #2763]
Rarako tsy zaka, hoy ilay takatra, ka avela dia hataony. [2.415 #6483]
French translationJe vous ai averti, mais vous n' avez pas voulu écouter, dit le "takatra" . [2.165]
Vous n' écoutez pas mes avertissements, dit l' oiseau takatra, tant pis pour vous. [2.415 #6483]
French interpretationAllusion au cri de cet oiseau. [2.165 #72]
Ce proverbe était dit par le dormeur d' avis, à celui qui n' en avait pas profité et était puni. Le sens est : tu ne m' as pas écouté, tant pis pour toi. Allusion au cri de l' oiseau takatra. [2.415 #6483]

Proverb 16Tanora nahita diavolana, ka ny an-tanana aza tsy zaka. [2.558]
Tanora nahita diavolana: ny an-tanana aza tsy zaka. [2.653 #3019]

Index