|
|
|
|

Entry (1/3)1  mivalana
Root  2  valana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mangery, miavela
5  Marary kibo ka mangery matetika [1.1]
6  marary kibo mipiriritra [1.13]
Explanations in French  7  avoir la diarrhée [1.13]
Examples  8  Lasa nivalana izy [1.1]
9  Mararin' ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? -- mivalana izy io, Dokotera [1.1]
Vocabulary  10  Health
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word mivalana

Entry (2/3)20  mivalana
Root  21  valana
Part of speech  22  active verb
Explanations in Malagasy  23  [mivalaña] manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike) [Tanala] [1.78]
24  Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto [1.1]
Explanations in French  25  descendre en aval [1.13]
Morphology 
26  Present :
27  Past :
28  Future :
29  Imperative :
Antonyms  30  miorike

Entry (3/3)31  mivalàna
Root  32  valana
Part of speech  33  imperative of active verb mivalana [Full list]
Explanations in Malagasy  34  [1.1]
Explanations in French  35  [1.3]

Anagrams  36  manavaly, manivala, milavana, mivalana, mivalàna

Updated on 2023/10/24