Entry |
manaram-po
|
Elementary words | manarana ;
fo |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Manao danin' ny kibo [1.1]
|
Explanations in English | To indulge in anything to one's entire satisfaction. Used with a good meaning as well as a bad one. [1.2]
|
| To indulge to one's full satisfaction [1.7]
|
Explanations in French | Suivre ses goûts, se satisfaire [1.8]
|
Examples |
1 | Ary tsy mahagaga raha feno olona mirombaka sy manarampo amin' ny ratsy ary manitsakitsaka ny namany ny taninfsika ankehitriny.
[1.317]
|
2 | Fa mividy kosa aho, raha tondraka ny entana ka vitsy ny mpila, satria mitambotsotra ny vidiny ary mahazo manarampo mifidy ny tsara aho, satria vitsy ny mpividy.
[2.5]
|
|
Compound words |
|
Proverbs |
|