|
|
|
|

Entry1  manaram-po
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] manao danin' ny kibo
Explanations in English  4  [1.2] to indulge in anything to one's entire satisfaction. Used with a good meaning as well as a bad one.
5  [1.7] to indulge to one's full satisfaction
Explanations in French  6  [1.8] suivre ses goûts, se satisfaire
Examples  7  [1.317#] Ary tsy mahagaga raha feno olona mirombaka sy manarampo amin' ny ratsy ary manitsakitsaka ny namany ny taninfsika ankehitriny.
8  [2.5#] Fa mividy kosa aho, raha tondraka ny entana ka vitsy ny mpila, satria mitambotsotra ny vidiny ary mahazo manarampo mifidy ny tsara aho, satria vitsy ny mpividy.
Elementary words  9  manarana, fo
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word manaram-po

Anagrams  13  mampaƱaro, manaram-po, mpanamaro, mpanamora

Updated on 2025/01/21