|
|
|
|

Entry (1/5)1  manarana
Root  2  arana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Tanala] mampiliba, mampanao ny danin'ny kibo: K'aza aranana amin'ny ôlane ñy jaja (aza arahina amin'ny hadalany ny ankizy)
5  [1.1] Manao izay tiana, manao fiainana tsy fehezin' ny hafa fa ny sitrapony ihany: Manarana erỳ amin' ny zava-pisotro Rakoto
Mamela ny hafa hanao ny sitrapony;malemy na mora loatra; rainazy: Ny fanjakana tsy anaranako havana, hoy Andrianampoinimerina.
Explanations in English  6  [1.2] to indulge another in anything, to gratify, to satiate, to tolerate faults or failings, to be remiss in correcting.
7  [1.7] to indulge another in something
Explanations in French  8  [1.8] être indulgent et gâter quelqu'un
Examples  9  hotsitsina, tsy an'iza fa ho anao, ka manarana, mihevitrevera, fa sao rodarodain'ny mpanana ka mandany kitay merika andro! [1.296#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  malemy loatra, moramorainy, mampihanta, rainazy, tsy mahavely vava am-boa
Compound words 

Entry (2/5)20  manaràna
Root  21  arana
Part of speech  22  imperative of active verb manarana [Full list]
Explanations in Malagasy  23  [1.1]
Explanations in French  24  [1.3]

Entry (3/5)25  mañarana
Part of speech  26  active verb
Explanations in Malagasy  27  [1.78] [Tambahoaka] mandrotsirotsy

Entry (4/5)28  manarana
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  [1.1] Anaram-borona
31  [1.38] Halieus africanus
Explanations in English  32  [1.2] [Provincial] a water-bird
Vocabulary  33  Zoology: birds
Article  34  Randzavola: manarana ao amin' ny Baiboly

Entry (5/5)35  manarana
Part of speech  36  noun
Explanations in Malagasy  37  [1.1] tsirin' ny rofia izay anaovana satroka
Explanations in French  38  [1.196] (souvent improprement écrit manarano car c'était l'appellation commerciale des chapeaux fabriqués avec les segments de ces Arecaceae, voir manara, le na terminal est une complication orthographique que l'étymologie ne justifie pas). On appelait ainsi surtout :
Beccariophoenix madagascariensis Jum. & H.Perrier (Arecaceae) [Bezanozano]
Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. et Phloga polystachya var. stenophylla Becc. (Arecaceae) : les jeunes segments foliaires de ces deux Arecaceae fournissaient des pailles à chapeaux appréciées, mais cette industrie a disparu au moment de la première guerre mondiale. Elle avait été à l'origine de la fortune des premiers exportateurs malgaches, comme Ranarivelo. [Betsileo]
39  [Tanala]
Vocabulary  40  Economy: clothing
41  Botany
Scientific name 

Anagrams  44  amaranan, anamaran, ananaram, anaraman, anaranam, mananara, Mananara, mañarana, manaràna, manarana, namarana, nanamara, nanarama

Updated on 2023/08/18