|
|
|
|

Entry1  haitraitra
Root  2  haitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony [1.1]
Explanations in English  5  self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness. [1.2]
6  whim, fancy [1.7]
Explanations in French  7  bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile [1.3]
8  caprice, bizarrerie [1.8]
Examples  9  Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba. [2.471]
10  Rahona be haitraitra! [2.5]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Synonyms  16  angetsangetsana, filatro
Analogs  17  aingitraingitra, angotingoty, angesongeso, hantahanta, hanta ratsy, tsingolavaitra, sarin-ditra, angentsangentsana, angolangola, siasia, sitrapo, arana, lalampo, vaibaitra, sotro rano antanam-bazo
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word haitraitra
Quotes  20  Texts mentioning haitraitra

Anagrams  21  ahaitraitr, haitraitra

Updated on 2023/08/11