|
|
|
|

Index

Proverbs : haitraitra

Proverb 1Andevolahy mampirafy : tsy haitraitra, tsy angolangola, fa ny kibo tsy feno. [2.415 #516, 2.653 #184]
French translationEsclave qui prend deux femmes : ce n' est ni caprice ni passion, mais c' est qu' il n' a pas le ventre plein. [2.415 #516]
French interpretationIl prend deux femmes pour les avoir à son service. [2.415 #516]

Proverb 2Haitraitra an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra. [1.1]
Haitraitra an' olombelona, zaka an' ny Nahary, fa Andriamanitra ihany no tompon' ny didy. [2.558 #84]
Haitraitra no an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra. [2.415 #26]
Haitraitran’ olombelona zaka-Nanahary, fa Andriamanitra ihany no mandidy. [2.653, 2.974]
Haitraitr' olombelona, zaka-Nanahary, fa Andriamanitra ihany no mandidy. [2.165 #28]
Haitraitr' olombelona zakana Nahary, fa Andriamanitra no mandidy. [2.415 #26]
Malagasy interpretationFikasana no an' olombelona fa Andriamanitra no mandidy izay zavatra ho tonga. [1.1]
French translationDieu supporte les caprices de l' homme, car Lui seul gouverne. [2.165 #28]
Le caprice des hommes est sous le contrôle du Créateur, car Dieu seul commande. [2.415 #26]
L’homme propose et Dieu dispose. [2.415 #41, 2.974 #53]

Index