Entry (1/2) | 1 olombelona |
Elementary words | 2 olona, velona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavamananaina azo atoko ara-toe-batana ho anisan' ny biby mampinono, nefa kosa miavaka amin' ny biby noho ny fananany atidoha lehibe, ny fahazoany mijoro, ny fahafahan' ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra Fitambaran' ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandrakizay ny anaran' ireo mpana soa ny olombelona |
Explanations in English |
5 [1.7] a mortal man; mankind |
Explanations in French |
6 [1.8] homme mortel; l'humanité en général 7 [1.5#371] être humain |
Examples |
8 Koa mba avoty aho re Rafosafa maty, hoy ny olombelona. [1.508#] 9 Mampieritreritra tokoa ny fahaizan' ity olombelona ity! [2.332#] |
Compound words |
|
Titles |
16 Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona (United Nations) 17 Ny diantsika olombelona (Doriguzzi A.) 18 Olombelona : essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar. (Dubois Robert) 19 Zon' ny Olombelona : Fanambarana itambaram-be sy Dina afrikanina (Foi et Justice) |
Proverbs | 20 Proverbs containing the word olombelona |
Article |
21 Randzavola: olombelona ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 22 Olombelona |
Subtitle | 23 essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar. |
Elementary words | 24 olombelona |
Part of speech | 25 name (book title) [Full list] |
Author |
26 Dubois Robert |
Publishings |
27 L'Harmattan, 1978. Pages: 157 |
Anagrams | 28 |
Updated on 2025/01/21 |