|
|
|
|

Entry1  hantahanta
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombom-pitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy.
Explanations in French  4  [1.3] [duplicatif fréquentatif]
Examples  5  [2.285] Mahatsiaro ny hantahanta fanaoko, ry zareo;
6  [1.244] Andry koa re ka lavo, hantahanta aiza intsony!
7  [2.643] Nekeko io hantahanta keliny io satria izy koa no mba tiako hifidy izay sora-damba ho ahy.
Root  8  hanta
Derivatives 
9  Names :
Synonyms  10  hanta

Updated on 2025/01/21