Entry | 1 hanta |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombompitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [1.1] |
Explanations in English |
4 indulgence [1.7] |
Explanations in French |
5 action de tout accorder [1.8] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 hantahanta |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word hanta |
Anagrams | 15 hanta, hatan, tahan |
Updated on 2020/07/31 |