|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihanta
Root  2  hanta
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firavaka ity tamiko izy
5  Miangavy mafy ary amim-panetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko
6  Mitalaho, milela-paladia
7  Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay [1.1]
Explanations in English  8  to be spoiled (of a child) [1.7]
Explanations in French  9  demander, supplier; être gâté: Mihanta akanjo iray aminao aho (Je vous supplie de me donner un habit) ~ Mihanta aminao aho, mba omeo fiantrana (Je vous en supplie donnez-moi une aumône) ~ Zaza mihanta io (C’est un enfant gâté) [1.3#215]
10  être gâté (se dit des enfants) [1.8]
Examples  11  Ivatsia-mofo mihoatra noho ny zaza mihanta / Izany, Rainilaikely ô... [2.470]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Titles  17  Andriamihanta (Ny Onja)
Proverbs  18  Proverbs containing the word mihanta

Entry (2/2)19  mihan
Root  20  hanta
Part of speech  21  imperative of active verb mihanta [Full list]
Explanations in Malagasy  22  [1.1]
Explanations in French  23  [1.3#215]

Anagrams  24  hamitan, hantaim, hatanim, hitanam, ihantam, mihantà, mihanta, nahitam, natahim, nitaham, tanahim, tinaham

Updated on 2023/08/11