|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihanta
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firavaka ity tamiko izy
Miangavy mafy ary amim-panetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko
Mitalaho, milela-paladia
Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay
Explanations in English  4  [1.7] to be spoiled (of a child)
Explanations in French  5  [1.3#215] demander, supplier; être gâté: Mihanta akanjo iray aminao aho (Je vous supplie de me donner un habit) ~ Mihanta aminao aho, mba omeo fiantrana (Je vous en supplie donnez-moi une aumône) ~ Zaza mihanta io (C’est un enfant gâté)
6  [1.8] être gâté (se dit des enfants)
Examples  7  [2.470] Ivatsia-mofo mihoatra noho ny zaza mihanta / Izany, Rainilaikely ô...
Root  8  hanta
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Titles  14  Andriamihanta (Ny Onja)
Proverbs  15  Proverbs containing the word mihanta

Entry (2/2)16  mihan
Part of speech  17  imperative of active verb mihanta [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3#215]
Root  20  hanta

Anagrams  21  hamitan, hantaim, hatanim, hitanam, ihantam, mihanta, mihantà, nahitam, natahim, nitaham, tanahim, tinaham

Updated on 2025/04/19