Entry | 1 hantaina |
Root | 2 hanta |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Angatahina mafy erỳ: Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana |
Morphology |
|
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |