|
|
|
|

Entry1  ahanta
Root  2  hanta
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny olona entina hangatahan-javatra na ny zavatra entina hampihantan-jaza: Mofo sy vatomamy foana no ahantan-drainy an' i Fara kely [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  ahanta, antaha, atahan, hataña, hatana, nahata, nataha, tahana

Updated on 2023/01/05