|
|
|
|

Entry1  fihantana
Root  2  hanta
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fangatahana mafy aoka izany; fiangaviana amim-pitalahoana fa matoky fitiavana [1.1]
Explanations in French  5  La supplique, le recours à, ceux à qui on a recours, ceux qui gâtent leurs enfants [1.3#215]
Examples  6  Hoy ny mpanoratra eto mantsy ny fony " Te-hahita ilay akanin-dray sy reny fihantana." [2.314#]
Proverbs  7  Proverbs containing the word fihantana

Updated on 2023/01/09