|
|
|
|

Entry1  sitrapo
Elementary words  2  sitraka, fo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza [1.1]
Explanations in English  5  the will; one's own desires [1.7]
Explanations in French  6  la volonté; les désirs [1.8]
Examples  7  Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana; [1.369#]
8  Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay [2.588#]
Vocabulary  9  Emotions
Analogs  10  finiavana, sitraka, nahim-po, danin' ny kibo, haitraitra
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word sitrapo

Updated on 2024/08/13