|
|
|
|

Entry1  sitrapo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza
Explanations in English  4  [1.7] the will; one's own desires
Explanations in French  5  [1.8] la volonté; les désirs
Examples  6  [1.369#] Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana;
7  [2.588#] Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay
Vocabulary  8  Emotions
Elementary words  9  sitraka, fo
Analogs  10  finiavana, sitraka, nahim-po, danin' ny kibo, haitraitra
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word sitrapo

Updated on 2024/12/10