|
|
|
|

Entry1  finiavana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao
Explanations in English  4  [1.7] intent or purpose to do something
Explanations in French  5  [1.8] l'intention de faire une chose
Vocabulary  6  Emotions
Root  7  nia

Updated on 2024/12/11