Entry | 1 finiavana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao |
Explanations in English |
4 [1.7] intent or purpose to do something |
Explanations in French |
5 [1.8] l'intention de faire une chose |
Vocabulary |
6 Emotions |
Root | 7 nia |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |