|
|
|
|

Entry1  haitraitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony
Explanations in English  4  [1.2] self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness.
5  [1.7] whim, fancy
Explanations in French  6  [1.3] bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile
7  [1.8] caprice, bizarrerie
Examples  8  [2.471] Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba.
9  [2.5] Rahona be haitraitra!
Root  10  haitra
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Synonyms  16  angetsangetsana, filatro
Analogs  17  aingitraingitra, angotingoty, angesongeso, hantahanta, hanta ratsy, tsingolavaitra, sarin-ditra, angentsangentsana, angolangola, siasia, sitrapo, arana, lalampo, vaibaitra, sotro rano antanam-bazo
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word haitraitra
Quotes  20  Texts mentioning haitraitra

Anagrams  21  ahaitraitr, haitraitra

Updated on 2025/03/30