|
|
|
|

Entry (1/3)1  antoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taimoro] fiantsoana ho tsaraina
4  [1.1] Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon' ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na fahasimbany itỳ faharoa: Tsara antoka ny famantaranandronao fa mandria ivohon' ny vato
Zavatra na vola izay tanana raha tsy voaloa ny vola nosamborina: Anto-bolan' olona io trano io ka tsy azonao vidina
Andraikitra: Antokao raha tsy vita ara-potoana itỳ trano itỳ
Adidy: Antoky ny ray aman-dreny ny fianaran-janany
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] pledge
6  [1.2] surety, surety-ship, responsibility. See adidy, andraikitra
7  [1.7] a guarantee; insurance
Explanations in French  8  [1.3] assentiment donné en levant la tête, appel en baissant la tête
9  [1.8, 1.13] caution, garantie
10  [1.8] assurance
11  [1.13] sécurité, gage, hypothèque, aval
Examples  12  Azony antoka fa tsy hamitaka azy na oviana na oviana ny vadiny. [2.470]
Morphology 
13  Simple :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
Compound words 
Proverbs  25  Proverbs containing the word antoka
Article  26  Randzavola: antoka na tsatoka ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)27  antoka
Part of speech  28  noun
Explanations in English  29  [1.2] a nod of assent.
Morphology 
30  Simple :
Derivatives 
31  Active verbs :
32  Relative verbs :

Entry (3/3)33  antoka
Part of speech  34  noun
Explanations in Malagasy  35  [1.78] [Tambahoaka] tsatokazo
Explanations in English  36  [1.2] [Provincial] same as antoko, a trivet. See toko.

Anagrams  37 

Updated on 2025/01/21