|
|
|
|

Entry (1/2)1  miantoka
Root  2  antoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Milaza ny tena ho tompon' andraikitra momba ny zavatra Iray raha very na simba na tsy vita araka ny fifanarahana fo zavatra io, ka manao izay hiverenany na hahavitany: Aza matahotra ianao fa izaho no miantoka ny volanao nosamborin-dRakoto
Milaza fa ny tena no tompon' andraikitra momba ny toetran' olona iray na zavatra iray: Izaho no miantoka io voampanga io fa aoelao aloha izy hody any amin' ny fianakaviany
Mandray ho andraikitra ny fandoavana ny vola lany: Tsaboy tsara ity marary ity fa izaho no hiantoka izay lany
Explanations in English  5  [1.2] to be surety for.
6  [1.7] to guarantee; to carry the expense of; to insure, to go good for
Explanations in French  7  [1.8] garantir; se charger des frais de; assurer
Examples  8  Fantatro anefa fa tsy miantoka na inona na inona izany. [2.472]
9  Miasa andro aman' alina ny sambo amin' ny fanondranana entana, saingy efa-dahy izahay no miantoka ny fanisana entana, ka roa lahy isaky ny miditra. [2.471]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word miantoka

Entry (2/2)15  miantoka
Root  16  antoka
Part of speech  17  active verb
Explanations in English  18  [1.2] to nod assent.
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :

Anagrams  23 

Updated on 2025/01/21