|
|
|
|

Entry1  antony
Root  2  antoka
Part of speech  3  noun antoka and pronoun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako (Fanoratra koa ny hoe: ny anton' ny nandavany ny fangatahako)
Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin' ny asa isan' andro ~ Tsy fantatro ny anton' itỳ milina itỳ
Explanations in English  5  [1.2] cause, origin, object, design, chief agent, superintendent. Probably this word is from antoka (surety)
6  [1.7] a cause; the object in view
Explanations in French  7  [1.8, 1.13] cause, motif
8  [1.8] raison; la fin en vue
9  [1.13] mobile
Examples  10  Tsy hitako ny antony. [2.270#]
11  Mazava ny antony, lehiroa a! [2.643#]
12  Vetivety dia fantatra ny antony. [2.472#]
Vocabulary  13  Philosophy
Compound words 

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21