Entry (1/2) | 1 antoko |
Root | 2 toko |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny |
Explanations in French |
5 [1.13] catégorie, classe, parti, série |
Examples |
6 Teo an-tokotany izahay, dia nanao antoko-mpihira iray. [2.4#] 7 Io aloha dia porofon' ny fahalemen' ny antoko politika. [4.27#] 8 Eh, raha nahitan' ny olona antoko miaramila tonga tampoka! [2.270#] 9 Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [2.472] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 antoko |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.78] [Betsimisaraka]
tsatokazo, andry, andribe |
Explanations in French |
16 [1.19] [Tankarana]
pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |