Entry (1/2) | 1 toko |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ireo biriky na vato telo ipetrahan' ny vilany andrahoana sakafo: Tambino ity toko tapaka ity sao mianjera eo ny vilany |
Explanations in English |
4 [1.7] a trivet for supporting a kettle |
Explanations in French |
5 [1.3] trépied, les trois pierres fixées au foyer en guise de trépied sur lesquelles on met la marmite 6 [1.8] trépied pour une marmite |
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word toko |
Entry (2/2) | 19 toko |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Fizarazaran' ny boky eo amin' ny fandaharana ny lahateny na ny tantara: Toko fahasivy Fitambaran-javatra efa voatsinjarazara samy hitokana: Ohatrinona ny toko iray amin' ireto voanjo ireto? |
Explanations in English |
22 [1.7] a group, a company |
Explanations in French |
23 [1.3] chapitre: Vakio ny toko fahadimy (Lisez le cinquième chapitre) tas, lot, part, escouade, bande: Ataovy toko folo ireo paiso ireo (Faites dix tas, dix parts de ces pêches) ~ Ataovy toko telo io hena io (Faites trois parts de cette viande) ~ Mikambàna amin' ny toko fahefatra hianao (Unissez-vous à la quatrième bande) 24 [1.8] tas; chapitre; groupe, compagnie |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 38 Koto, toko |
Updated on 2023/06/05 |