Entry (1/4) | 1 manoko |
Root | 2 toko |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manatsinjarazara ho toko maro: Manoko voanjo Mandahatra ny vatom-panorona alohan' ny hilalaovana: Aza kamokamo manoko vato Mipetraka mitakoko toa manjoretra |
Explanations in English |
5 [1.2] same as mioko |
Explanations in French |
6 [1.13] mettre en tas, grouper |
Examples |
7 I Neny manokom-bary sy laoka ary manoko latabatra. [2.4#11] 8 manoko ny entany ny mpaninjara eo an-toerana, ary asa na mihatery ny tsena amin' iny fotoana iny [2.4#87] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 manokotoko, mioko |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 15 mañoko |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in French |
17 [1.405] [Sakalava-Mayotte]
faire chavirer, faire renverser |
Entry (3/4) | 18 manoko |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 [1.78] [Taisaka]
mamangy |
Entry (4/4) | 21 manoko |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in French |
23 [1.196] Vient de la racine toko et veut dire partager en lots à peu près égaux ou ranger des pions, des graines, en ligne. Pour les arbres, c'est une déformation de manoka. Asteropeia rhopaloides (Baker) Baill. (Asteropeiaceae). |
Vocabulary |
24 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 26 |
Updated on 2025/01/21 |