Entry | 1 tsy toko tsy forohana |
Elementary words | 2 toko, tsy, forohana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mety hanan-kevitra roa: a) tsy fisiana: tsy toko tsy forohana, ka inona no handrahoina? (nesorina daholo na ny toko na ny forohana, tsy misy na inona na inona) b) habetsahana, be dia be: tsy toko tsy forohana ny fahavoazana (enti-milaza fa tsy ny toko sy ny kitay ihany no tsy misy fa misy hafa koa) |
Explanations in English |
5 [1.7] an enormous sum of money 6 [1.7] une énorme somme d'argent; beaucoup |
Updated on 2024/12/07 |