|
|
|
|

Entry1  tsy toko tsy forohana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mety hanan-kevitra roa: a) tsy fisiana: tsy toko tsy forohana, ka inona no handrahoina? (nesorina daholo na ny toko na ny forohana, tsy misy na inona na inona)
b) habetsahana, be dia be: tsy toko tsy forohana ny fahavoazana (enti-milaza fa tsy ny toko sy ny kitay ihany no tsy misy fa misy hafa koa)
Explanations in English  4  [1.7] an enormous sum of money
5  [1.7] une énorme somme d'argent; beaucoup
Elementary words  6  toko, tsy, forohana

Updated on 2024/12/07