|
|
|
|

Entry (1/2)1  tokoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina
4  Ny tokoanam-bary aza iadian' ny mpivady: enti-milaza fa na dia zavatra kely aza mety hampiady mivady [1.1]

Entry (2/2)5  tokoana
Root  6  toko
Part of speech  7  passive verb
Explanations in Malagasy  8  Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny
9  Enti-milaza ny vary karakaraina handrahoina: Nahoana no tsy mbola tokoanao ny vary?
10  Enti-milaza ny vatom-panorona alahatra amin' ny toerany avy alohan' ny hilalaovana: Tokoy àry ny vato raha vonona hilalao Rangahy [1.1]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Anagrams  15  anotako, antokao, atokano, atokona, atonako, naatoko, nataoko, taonako, tokoana

Updated on 2023/01/20